|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahatsiaro
Fototeny  2 tsiaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
9 mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
10 mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
11 mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
12 mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 se souvenir, se rappeler [1.13]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how mahatsiaro
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  mahatsiaro
Fototeny  17 tsiaro
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  22 taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
23 mifoha amin'ny torimaso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  24 s'éveiller [1.13]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mahatsiaro

Fivaditsoratra  26 mahasoitra, mahatsiaro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21