|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahasaikatra
Fototeny  2 saikatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manalasala, mahamenatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to cause hesitation, to embarrass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 faire hésiter, embarrasser [1.8]
Ohatra  10  Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona! [2.296#]
11  Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4#]

Teny iditra (2/2) 12  mahasaikatra
Fototeny  13 saikatra
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  15 embarrassing [1.7]

Fivaditsoratra  mahasaikatra, 16 mahasaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19