Teny iditra |
mahamasaka
(masaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To be sufficient for cooking; to cook until well done ; to be able to prepare a proposal properly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être suffisant pour faire cuire ; faire bien cuire ; être capable de bien préparer un projet [1.8]
|
Ohatra | Noho izany, dia mangata-tsodrano sy ranom-bavaka aminareo izahay, tompoko, fa ny ranonando mahamasaka ny vary, ary ny ranom-bavaka mahabe fanam-binana;
[2.346]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mahamasaka |
Ny lasa : |
nahamasaka |
Ny hoavy : |
hahamasaka |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|