|
|
|
|

Teny iditra 1  mahakivikivy
Fototeny  2 kivikivy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny andro maina dia vao mainka koa mahasorena noho ny rivotra mafana avy any atsinanana, mamaky ny Efitr' i Arabia, izay mahavalabalaka sy mahakivikivy be ihany. [1.38#376]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19