|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahabe
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga ho betsaka: Mahabe moka ny kirihitra manodidina ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to make large, to multiply, to make great; in speaking of the place where one grew up the past tense of this verb is used: Ny tany nahabe ahy, the place where I grew up; lit. which made me to be grown up. [1.2]
9 to make abundant; to bring a child up to maturity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 rendre grand; rendre nombreux; élever un enfant à maturité [1.8]
Ohatra  11  Nofeperan' ny tany tsy hamangy azy matetika izahay fa mahabe alahelo azy hono: [2.470#183]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how mahabe
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  Mahabe
Singan-teny  15 maha~, 16 be
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  mahabe, Mahabe

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15