|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lovana
Fototeny  2 lova
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be inherited [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on hérite; dont on hérite [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  lovana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1]

Fivaditsoratra  lovana, 14 valona, 15 volana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19