|
|
|
|

Teny iditra 1  lotolotoina
Fototeny  2 lotoloto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny Jiny ankehitriny izany dia toerana heverina fa masina ka tsy sahy lotolotoina na kasihina akory aza. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26