|
|
|
|

Teny iditra 1  loahana
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have a hole made in it. cf.lavaka [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on troue [1.8]
Ohatra  11  Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508#]

Fivaditsoratra  12 ahalano, 13 aholaña, 14 analaho, 15 haolàña, loahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19