Teny iditra limy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Cinq. (faìfo). § dimy. [1.19]
Ohatra 
1Tsika olo limy niasa any botry io. [2.150]
2Folo limy amby n' anak'i Kotopaminta. [2.606]
Tovy hevitra dimy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20