Teny iditra Leptolaena
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Leptolaena arenaria fotona
Leptolaena bernieri fotona, sana, zahanamadinidravina, zanalahy
Leptolaena bojeriana antsikana, fotona, gararo, hatsikana
Leptolaena diospyroidea var. rupestris vandroza
Leptolaena multiflora amaninaombilahy, amaninombilahy, anjananjana, azananzana, birana, dilatra, fotona, fotonala, helana, jana, maninombilahy, sarifatra, taimbarika, zahana, zana
Leptolaena pauciflora var. rubella foto
Leptolaena pauciflora var. turbinata forombody, fotana, foto, fotona
Leptolaena pauciflora anjananjana, anjananjanafotsy, fotona, hatsikana, hazomanitra, laro, laro, milaliambomadinika
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/14