Teny iditra | leferina (lefitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zakaina, ihafiana, iaretana: Tokony holeferintsika ny fahoriana manjo antsika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be folded, to be bent; to be endured [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on plie, qu'on assouplit; qu'on supporte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |