|
|
|
|

Teny iditra 1  lazoina
Fototeny  2 lazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
9 Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ
10 Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako
11 Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 alozina, lazoina, 16 lozaina, 17 loziana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21