Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Mahafaly] Hazakazaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Running, rapid motion. See hazakazaka, olomay [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila
Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana
Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tent cloth; a tent; a sail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Toile à bâche; tente; voile de bateau [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Hakamoana, laina [1.78]

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan' ahitra any anaty ranomasina [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l' amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy.
[Mahafaly] Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier).
Les deux désignent peut être une même plante ? [1.196]
Voambolana 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Lolo manidina [1.78]
  [Bara] Lolo (bibikely) [1.78]
  [Tanosy] Bibidandy [1.78]
Voambolana 

Teny iditra 'lay
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jereo ilay [1.1]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra lay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  manatody: to lay eggs [1.2, 1.7]
  mametraka: to set, to place, to lay down [1.7]
  mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place [1.7]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30