|
|
|
|

Teny iditra 1  laviana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1]
Voambolana  6  Haitoetrandro

Fivaditsoratra  7 avilana, 8 ivalana, 9 lavania, laviana, 10 valiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19