Teny iditra | lasopy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tsakafo tsy misy ventiny firy fa ny ro no tena ilana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Soup [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Soupe [1.8] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: la soupe. | |
Fivaditsoratra | lasopy, polisa, salopy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |