Teny iditra |
lasitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A shoemaker's last [1.2]
|
| A mold, a last, a form for fashioning something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Moule, forme, gabarit [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Anglisy: last.
|
|
Teny iditra |
lasitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1]
|
Sampanteny |
|
|