Teny iditra | lany zara | |
Singan-teny | lany ; zara | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | 1) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony 2) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Having lost her reputation so that no one will marry her Divided without any remainder. [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | (femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier Qu'on divise sans reste. [1.8] | |
Fivaditsoratra | lany zara, zanaraly, zaranaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |