Teny iditra lany voamena zato
Singan-teny lany ; voamena ; zato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny ray aman-dreny lany vola nitaizana sy namelomana ny zanany hatramin' ny fahakeliny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23