Teny iditra | lanina (lany) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tapitra, tsy asiana mijanona, taperina: Lanio ny varinao vao mandeha [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be spent, to be consumed, to be chosen (for some office), to be confiscated [1.2] | ||||||||
To be used up; cf. foana [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on épuise [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lanina io | ||||||||
Fivaditsoratra | lanina, nanaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |