Teny iditra lamandy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sazy vola: Nosazin' ny fitsarana lamandy roa alina izy tamin' ny nanaovany risoriso [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: l' amende.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31