Teny iditra |
lamako
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [1.2]
|
Ohatra |
1 | Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako.
[1.437]
|
2 | Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy.
[2.499]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lamako
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Applause [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Applaudissement [1.8]
|
|