Teny iditra | lalan-drivotra | |
Singan-teny | lalana ; rivotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny orona sy ny vava izay iainan; ny fidiran' ny rivotra avy eo amin' ny vava na orona mankany amin' ny havokavoka [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |