|
|
|
|

Teny iditra 1  laingosana
Fototeny  2 laingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana ny laingony: Nolaingosany ny voatavo etsy avara-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be cut at the tip, to be cropped [1.2]

Fivaditsoratra  10 isolangana, laingosana, 11 solangaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19