Teny iditra laingoina (laingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoiny ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : laingoina, laingoiko, laingoinao, laingoiny, laingointsika, laingoinay, laingoinareo, laingoin', laingoin-, laingoim-, laingoi-
Ny lasa : nolaingoina, nolaingoiko, nolaingoinao, nolaingoiny, nolaingointsika, nolaingoinay, nolaingoinareo, nolaingoin', nolaingoin-, nolaingoim-, nolaingoi-
Ny hoavy : holaingoina, holaingoiko, holaingoinao, holaingoiny, holaingointsika, holaingoinay, holaingoinareo, holaingoin', holaingoin-, holaingoim-, holaingoi-
Filaza mandidy : laingoy
Tovy hevitra laingoana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09