Teny iditra | lahilahy (lahy) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy Sady sahisahy no kingakinga [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hilahila, lahilahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |