Teny iditra | kotsovato | |
Singan-teny | kotso ; vato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [1.1] | |
Anarana siantifika | Paretroplus kieneri | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Mpanahaka | kotso | |
Fivaditsoratra | kotsovato, tovotsako |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |