Teny iditra kotsetsa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany
Mitovy hevitra: be kamentsona ~ be karajia ~ maro vava ~ mpikamentsona ~ mpipentsompentsona ~ mpitafa ~ mpitaria ~ mpivatsavatsa ~ tsaontsaom-bava [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31