Teny iditra | kotsa | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan' ny ranonorana izy omaly ka nanavy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Soaking wet [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trempé, mouillé [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | katso, kotsa, tsako, tsoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |