|
|
|
|

Teny iditra 1  kotabaina
Fototeny  2 kotaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy avala hilamina na hiasa fa anaovana tabataba; helingelenina: Aza kotabaina raibenareo, rankizy, fa miasa [1.1]

Fivaditsoratra  9 ikotabana, kotabaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19