|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korotehina |
| Fototeny | 2 korotika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko?
9 Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny 10 Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|