|
|
|
|

Teny iditra 1  kororohina
Fototeny  2 kororoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana bozaka na akofa: Kororohy tsara ny varintsika, Rabozy
9 Haratsina, fosaina: Nokororohany tao amin' ny fivoriana tao Rakoto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19