|
|
|
|

Teny iditra 1  kopahina
Fototeny  2 kopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory
9 Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra
10 Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka
11 Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ [1.1]

Fivaditsoratra  12 kapohina, kopahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19