Teny iditra komby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy
Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy [1.1]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra komby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Voir kompy. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30