Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ko
jy
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Zavatra na teny fampanantenana entina manolikoly ny sasany na hitarihana azy hanao ratsy.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mampanakojy
,
mampifanakojy
,
manakojy
,
mifanakojy
matoantenin' ny iharana :
akojy
,
kinojy
,
kojena
,
voakojy
matoantenin' ny fameno :
anakojena
anarana :
fanakojena
,
fanakojy
,
kojikojy
,
mpanakojy
mpamaritra :
mahakojy
Fivaditsoratra
kijo
,
kojy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31