Teny iditra | kizavo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (ny teny kivazivazy mifamadi-bakiteny ihany) Teny ampihomehezana, vosobosotra, somonga [1.1] | |
Tovy hevitra | kizavozavo | |
Teny iditra | kizavo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Hatina [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Espèce de gale ; maladie (enflure). [1.19] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | kivazo, kivoza, kizavo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |