Teny iditra kitrotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taona. (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin' ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran' ny tena manontolo. Mandeha ranomaso lava, menamena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro) [1.1]
 Karazana fiforonam-poitra antsoina koa hoe kisoso, komongo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The measles [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Rougeole [1.54, 1.13]
Ohatra Fa ny kitrotro, sy ny kohaka lavareny namely ny ankizy madinika, no loza loatra [2.59]
Voambolana 

Teny iditra kitrotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The name of a species of lemur [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/03