Teny iditra |
kitroka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Close together [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Serré, touffu [1.8]
|
Ohatra | Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho.
[2.643]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kitroka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The gnashing of teeth [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Grincement des dents [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kitroka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa [1.1]
|
Voambolana |
|