Teny iditra | kitroina (kitro) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona) [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | kitroina (kitro) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy kitro: Kitroina ny tanan' i Dada [1.1] | ||||||||
Fivaditsoratra | ikitrano, ikotrany, kitroina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |