Teny iditra kitranina (kitrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona
Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kitranina, kitraniko, kitraninao, kitraniny, kitranintsika, kitraninay, kitraninareo, kitranin', kitranin-, kitranim-, kitrani-
Ny lasa : nokitranina, nokitraniko, nokitraninao, nokitraniny, nokitranintsika, nokitraninay, nokitraninareo, nokitranin', nokitranin-, nokitranim-, nokitrani-
Ny hoavy : hokitranina, hokitraniko, hokitraninao, hokitraniny, hokitranintsika, hokitraninay, hokitraninareo, hokitranin', hokitranin-, hokitranim-, hokitrani-
Filaza mandidy : kitrano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05