Teny iditra | kitoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana. [1.1] | |
Tovy hevitra | kitokitoka | |
Teny iditra | kitoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Fanenitra [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Guêpe. [1.19] | |
Guêpe [1.13] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | kitoky | |
Mpanahaka | fanenitra | |
Fivaditsoratra | katoky, kitoka, kotika, takoky, tokaky, tokika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |