Teny iditra kiraroana (kiraro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena kiraro, asiana kiraro: Kiraroy ny ankizy, ry Ketaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kiraroana, kiraroako, kiraroanao, kiraroany, kiraroantsika, kiraroanay, kiraroanareo, kiraroan', kiraroan-, kiraroam-, kiraroa-
Ny lasa : nokiraroana, nokiraroako, nokiraroanao, nokiraroany, nokiraroantsika, nokiraroanay, nokiraroanareo, nokiraroan', nokiraroan-, nokiraroam-, nokiraroa-
Ny hoavy : hokiraroana, hokiraroako, hokiraroanao, hokiraroany, hokiraroantsika, hokiraroanay, hokiraroanareo, hokiraroan', hokiraroan-, hokiraroam-, hokiraroa-
Filaza mandidy : kiraroy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05