Teny iditra kipilizana (kipily)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Torahana zavatra, izay toa mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ilay asiana: Aza kipilizan' ialahy langilangy leitia ny omby a! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kipilizana, kipilizako, kipilizanao, kipilizany, kipilizantsika, kipilizanay, kipilizanareo, kipilizan', kipilizan-, kipilizam-, kipiliza-
Ny lasa : nokipilizana, nokipilizako, nokipilizanao, nokipilizany, nokipilizantsika, nokipilizanay, nokipilizanareo, nokipilizan', nokipilizan-, nokipilizam-, nokipiliza-
Ny hoavy : hokipilizana, hokipilizako, hokipilizanao, hokipilizany, hokipilizantsika, hokipilizanay, hokipilizanareo, hokipilizan', hokipilizan-, hokipilizam-, hokipiliza-
Filaza mandidy : kipilizo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05