|
|
|
|

Teny iditra 1  kinianiavina
Fototeny  2 kiniania
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao an-tsitrapo mba hananihaniana: Tana tsapako fa nokinianiaviny mihitsy iny zavatra iny
9 Lalaovina, anaovana vazivazy: Aza kinianiavina toy izao aho [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04