|
|
|
|
Teny iditra
1
kimonkimona
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny iharana :
3
kimonki
mo
nina
,
4
kimonki
mo
ny
Matoantenin' ny fameno :
5
ikimonki
mo
nana
Anarana :
6
fikimonki
mo
nana
Fanazavàna teny malagasy
7
Hehy tazontazonina tsy ho mafy.
[
1.1
]
Tovy hevitra
8
kimoka
,
kimokimoka
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22