|
|
|
|

Teny iditra 1  kilakilaina
Fototeny  2 kilakila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aforiporitra; fozafozaina: Aza kilakilaina tahakaizao ity akanjonao
9 Levilevena, tsy itondrana roa: Nokilakilainy izaitsizy ilay zandriny [1.1]
Mpanahaka  10  kitakitaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22