|
|
|
|

Teny iditra 1  kikisana
Fototeny  2 kiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao
9 Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe
10 Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatra
11 Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be scraped; to be gnawed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kikisana

Fivaditsoratra  kikisana, 15 kinasika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19