Teny iditra kijolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Fefy, fefin-trano na tanàna na fefin-tranon'akoho: Ina roaba ro ataonareo añaty kijolo ao fa ny ana roso eñe amine ny fety aby (Inona no ataonao ao anaty fefy ao nefa ny olona lasa any amin'ny fety daholo) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31