Teny iditra | kekerina (kekitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be bitten, to be stung [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui est piqué, qui est mordu [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | kaikerina | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kekerina io | ||||||||
Fivaditsoratra | kekerina, kinerake |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |