Teny iditra kebonina (kebona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hetsiketsehina; tao-mina, vokisana; hatsina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kebonina, keboniko, keboninao, keboniny, kebonintsika, keboninay, keboninareo, kebonin', kebonin-, kebonim-, keboni-
Ny lasa : nokebonina, nokeboniko, nokeboninao, nokeboniny, nokebonintsika, nokeboninay, nokeboninareo, nokebonin', nokebonin-, nokebonim-, nokeboni-
Ny hoavy : hokebonina, hokeboniko, hokeboninao, hokeboniny, hokebonintsika, hokeboninay, hokeboninareo, hokebonin', hokebonin-, hokebonim-, hokeboni-
Filaza mandidy : kebony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20