Teny iditra | kazaha | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bisaïeul [1.54] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||
Teny iditra | kazaha | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Mangahazo [1.78] | ||
[Bara, Betsileo] Mangahazo [1.1] | |||
Karazana hanin-kotrana [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Manioc [1.13] | ||
[Bara, Betsileo, Taimoro] (de kaza : racine raza : lignée). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Le manioc, ainsi nommé parce qu'on le multiplie facilement par boutures. [1.196] | |||
[Tankarana] Manioc. ( ambazaha). [1.19] | |||
Anarana siantifika | Manihot utilissima | ||
Ohatra | Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety.
[2.117] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: anana | ||
Anaran-toerana |
| ||
Mpanahaka | ambazaha ~ balahazo ~ mahogo ~ mangahazo | ||
Sary | |||
Fivaditsoratra | hazaka, kazaha |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10 |